|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vaky loha
Singan-teny  2vaky, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sahiran-tsaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6avoir la tête cassée; se casser la tête pour quelque chose. [1.5]

Teny iditra (2/3)7 vaky loha
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  9action de briser les mottes des rizières pour les niveler. [1.3]
Voambolana  10 Toe-karena: fambolena

Teny iditra (3/3)11 vaky loha
Sokajin-teny  12 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  13le premier coup du Fanorona joué sur la ligne droite. [1.3]
Voambolana  14 Kilalao

Fivaditsoratra  15 vakiloha, 16 vaky loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11